Teny iditra | pizina (py) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Anaovana baiko amin' ny maso: Nopiziko maso izy vao nangina fa saika mbola hiteniteny be tao. [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to twinkle; fig. to be deterred [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny pizina io | ||||||||
Teny iditra | pizina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] voromahailala [1.78] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |