|
|
|
|

Teny iditra1 pirotse
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny tandrok' omby kirongo izay miforitra kokoa ny anankiray noho ny ilany. [Sakalava] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4 Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12