|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 pipika
Fototeny  2pika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Feo heno mipaipaika malemy sy an-kisesy, toy ny feon' ny fandehan' ny famantaranandro. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  6 Feo

Teny iditra (2/3)7 pipika
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9(de pika).
10Bois mort, ramassé comme combustible.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)12 pipika
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14(de pika : éclater avec bruit).
15Cacahuètes, fruits de l'arachide, grillés avec leur enveloppe.
16Allusion au bruit qu'ils font quand on les écrase.. [Merina] [1.196]
Voambolana  17 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19