|
|
|
|

Teny iditra1 pindaoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Biby fahagola voalazan' ny angano ho nisy tany amin' ny ilany atsimon' ny Nosy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a mythical animal said to be found in the south of the island.. [1.2]
Voambolana  5 Finoana
Tovy hevitra  6pindakoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12