|
|
|
|

Teny iditra1 pily
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bibilava vaventy; anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the name of a large tree serpent.
5Same as fandrefiala [Swa.
6Pili, a serpent; Comp.
7ceramtepeli, a snake.]. [1.2]
Voambolana  8 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  9fandrefiala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12