Teny iditra | pilon > filona (lona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina milona [1.1] | |
Teny iditra | pilon > filôna | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Metaly mitanjozotra ao ambanin'ny tany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Filon [1.13] | |
Fivaditsoratra | fanilo, filona |
Teny iditra | pilon > filo | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] Fanjaitra [1.78] | ||||||||||||
Fanjaitra [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A needle [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Aiguille [1.82] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |

Fanazavàna teny malagasy | Ny benitra eo andohan' ny basy izay ajoro ka atao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny toerana itsanganan' izany [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Cross bayonets guarding a passage or road. [Eng. file (?).] [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Miaramila | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | filo, foly |
Teny iditra | pilon > pilo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Sakay mena [1.1] | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Teny iditra | pilon > pilo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Mpitily, mpitazana [1.78] | ||
Fivaditsoratra | lopy, pilo, poly |

pilon | |||
|
| ||
|
| ||
|
| ||
|
| ||
|
|