|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pilina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanafody miendri-boananana kely natao hatelina avy hatrany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a pill.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5pilule.
[1.8] 6(de l'anglais : pill). 7Pilule. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
8 Raha hivatsy pilina moa, aiza no hitehirizana azy!
[2.472]
9 Haron-kely misy ny mofon' ny ankizy sy fanafody pilina sy ranony no teo anilan-dRasoa. [2.470] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 pañily, 13 pilina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|