|
|
|
|

Teny iditra1 petra-dango
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3Fomba nanaovana ny lango.
4(Raha vao nanomboka ho mena reny ny vary eny an-tanimbary, dia niotazan' ny olona hatao lango, ka ny sasany nentina hisaorana an' Andriamanitra Andriananahary, ary ny sasany kosa hanaovan' ny ankizy sambasamba). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12