|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 petakilasy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra mafana apetapetaka amin' ny faritra marary amin' ny tena mba hampahalemilemy na handevona ny mivonto.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 5katapilasy |
| Fivaditsoratra | 6 atsipelika, 7 petakilasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|