Teny iditra | perovianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao
Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Peruvian [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Péruvien, péruvienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: péruvien. | |
Mpanahaka | Peroa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |