|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 perana |
| Fototeny | 2petra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 perana |
| Fototeny | 10petra |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana.
13Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany. [1.1] |
| Tovy hevitra | 14peperana |
| Fivaditsoratra | 15 pañare, 16 pañera, 17 perana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|