|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pepoina |
| Fototeny | 2pepo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana lempona, atao pepo: Adala mihitsy i Soa kely: nopepoiny tamin' ny vato ny sininy.
5Tsy avala hitraka, tsy avala handroso: Aza pepoina ny tanora fa avela izy hivelatra amin' ny maha-izy azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be made hollow.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|