|
|
|
|

Teny iditra1 pensily
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanoratana amin' ny solaitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a pencil. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5crayon. [1.8]
Ohatra  6 raha homana, atosika ihany," Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437#]
7 Raha manana olana amin'ny fakana ny angeza sy ny endriky r sary ianareo, asio tsipitsipika mahitsy zoro manify amin'ny pensily hazo eo ambonin'ilay sary tianareo alaina tahaka ato anaty boky. [2.424#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08