|
|
|
|
Teny iditra
1
pelatra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Famelezana amin' ny zavatra fisapisaka, famelezana tehamaina..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mi
pe
latra
Matoantenin' ny iharana :
5
a
pe
latra
,
6
apelaro
,
7
pelarana
,
8
pi
ne
latra
,
9
voa
pe
latra
Anarana :
10
fipelatra
,
11
mpamelapelatra
,
12
pela
pe
latra
Mpamaritra :
13
mahapelatra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19