|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pehina |
| Fototeny | 2paika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako.
5Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto. 6Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7see Paika.
[1.2] 8to be struck as with a hammer. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on frappe.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 pehina, 17 pihena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|