|
|
|
|

Teny iditra1  patsoky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antefasy] sisa mangahazo nandrahoina lava ka alona an-drano
4 sisa tsy many tamin'ny sambaiky ka tehirizina anaty rano [1.78]
Voambolana  5  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  6 kopitsa, patsoky, 7 pitsoka, 8 potsika, 9 tsapoky, 10 tsipoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04