|
|
|
|

Teny iditra1 patrapatrahana
Fototeny  2patrapatraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza olona na zavatra ianjerana vongan-drano: Nialoka teo ambody hazo iray izahay ka nopatrapatrahan' ny orana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12