|
|
|
|

Teny iditra1 patrakala
Singan-teny  2patraka, 3ala
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[Ala, a forest.] dripping rain from trees. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [patrak' ala] 7grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie. [1.3#481]
Ohatra  8 ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka; [2.587#]
9 Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany; [1.247#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12