|
|
|
|

Teny iditra1 pataloha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [pataloa] 3Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4trousers. [1.2, 1.7]
5See saroaly. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6pantalon. [1.3, 1.8, 1.5]
Ohatra  7 Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona [2.4]
8 pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  11 Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  12pataloa
Kamban-teny rehetra  13vavam-pataloha

Fivaditsoratra  14 holapata, 15 pataloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08