|
|
|
|

Teny iditra1 pasohina
Fototeny  2pasoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra.
5Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be smoothed, to be ironed, to be palliated.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12