|
|
|
|

Teny iditra1 parlemanta
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Solombavambahoaka mamolavola sy manao lalàna. [1.1]
4fitambaran'ny antenimieran-doholona sy ny antenimieram-pirenena. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5parlement. [1.13]
Voambolana  6 Pôlitika

Fivaditsoratra  7 mpanelatra, 8 parlemanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12