|
|
|
|

Teny iditra1 paradoxe    
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro. [1.4]
4hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra). [1.66]
Ohatra  5 Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe. [2.313]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12