|
|
|
|

Teny iditra1 paradisa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra.
4Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5paradise. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6paradis. [1.8]
Ohatra  7 Ho tokantrano toy ny paradisa an-tany; [2.346#44]
8 anefa dia lasa nankany am-paradisa izy. [2.649#]
Tsipelina hafa  9paradizy
Lahatsoratra  10Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07