|
|
|
|

Teny iditra1 paosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ...
4fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo)
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a pocket. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6poche. [1.3, 1.8]
Voambolana  7 Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 apiso, 10 aposy, 11 paiso, Paiso, 12 paosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31