Teny iditra | panina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fijanonan' ny masinina iray noho ny fahasimbana tsy nampoizina [1.1] | |
Fijanonana noho ny fahasimbana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Panne [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Ny fihaviany | Frantsay: panne. | |
Teny iditra | -panina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | fanina [3.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |