|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 paipaika
Fototeny  2paika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4paika. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5[duplicatif fréquentatif]. [1.3#476]
6petit coup. [1.196]
Ohatra  7 Mitombo hatrany ny fahorian' olona an-tapitrisany, izany dia tsy azo odian-tsy hita noho ny paipaika ara-toekarena na noho ny baikon' ny teknika. [4.27#2008/09/12]
Kamban-teny rehetra  8tsy hita paipaika

Teny iditra (2/2)9 paipaika
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(allusion aux chocs très légers des chaumes frappant les uns contre les autres).
12Chrysopogon serrulatus Trin.
13(Poaceae).
14Bonne fourragère.. [Sakalava, Bara] [1.196]
Voambolana  15 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 paipaika, 17 piapiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08