|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 paingotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a pin
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 épingle
[1.3#476, 1.8] |
| Ohatra |
6 Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
[2.472#227]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how paingotra |
| Teny iditra (2/2) | 22 paingotra |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 an informer
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 mouchard
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28 |
|