|
|
|
|
Teny iditra
1
ovohana
Fototeny
2
ovoka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
alana, tsoahana, esorina.
5
levilevena, tsinina mafy.
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
ovohana
, ovohako, ovohanao, ovohany, ovohantsika, ovohanay, ovohanareo, ovohan', ovohan-, ovoham-, ovoha-
7
Ny lasa :
novohana, novohako, novohanao, novohany, novohantsika, novohanay, novohanareo, novohan', novohan-, novoham-, novoha-
8
Ny hoavy :
hovohana, hovohako, hovohanao, hovohany, hovohantsika, hovohanay, hovohanareo, hovohan', hovohan-, hovoham-, hovoha-
9
Filaza mandidy :
ovohy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12