Teny iditra | ote > oteña | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Aolana [1.78] | |
Fivaditsoratra | aneto, etona, oteña, tenao |
Teny iditra | ote > oteka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Tsoka (anaty taolana): Ataovo soa ny fanondro tsa ho rekitsa añaty taolaña ao sy mañala oteka añao (Tandremo tsara ny tondro tsy ho raikitra anaty taolana ao raha maka tsoka ianao) [1.78] | |
Fivaditsoratra | aketo, atoke, etoka, otake, oteka, takeo |
ote | |||
|
| ||
|
| ||
|
| ||
|
| ||
|
|