|
|
|
|

Teny iditra1 osy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a goat (Capra hircus). [1.2]
5a goat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6bouc. [1.54]
7chèvre. [1.3, 1.8]
Ohatra  8 Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606#]
Voambolana  9 Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13 iso, 14 osy, 15 sio, 16 soy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02