|
|
|
|

Teny iditra1 orohana
Fototeny  2oroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4ametrahana ny molotra, sy ny orona ho mari-pitiavana na fanajana: Norohany ny zanany talohan' ny hisarahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be kissed by touching noses, to be smelled by putting the nose to anything.. [1.2]
6to be kissed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on embrasse, qu'on baise. [1.3]
8qu'on embrasse. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ahorona, 15 anoharo, 16 orohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02