|
|
|
|

Teny iditra1 orinasa
Singan-teny  2orina, 3asa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fanjarian'asa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6usine, entreprise. [1.13]
Ohatra  7 Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao. [2.442#]
8 Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. [1.369#]
9 Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. [2.4#]
10 Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; [4.27#]
Voambolana  11 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  12 anisaro, 13 asarony, 14 orinasa, 15 rosiana, 16 Sariona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11