|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 oram-be mitraho |
| Singan-teny | 2orana, 3be, 4mitraho |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6orana ambaran' ny raho-mainty mitamba-be fa efa ho latsaka.
7loza lehibe mananontanona. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|