|
|
|
|

Teny iditra1 oram-baratra
Singan-teny  2orana, 3varatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5orana be fiavy arahin-kotroka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6rain accompanied with thunder and lightning. [1.2]
Ohatra  7 Avy tampoka ny orambaratra tamin' izay ka nisy vitsivitsy matin' ny varatra. [2.508#]
Voambolana  8 Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12