|
|
|
|
Teny iditra
1
o
no
tana
Fototeny
2
onotra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Enti-milaza ny vorona na ny olona ongotam-bolo.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
onotana
, onotako, onotanao, onotany, onotantsika, onotanay, onotanareo, onotan', onotan-, onotam-, onota-
6
Ny lasa :
nonotana, nonotako, nonotanao, nonotany, nonotantsika, nonotanay, nonotanareo, nonotan', nonotan-, nonotam-, nonota-
7
Ny hoavy :
honotana, honotako, honotanao, honotany, honotantsika, honotanay, honotanareo, honotan', honotan-, honotam-, honota-
8
Filaza mandidy :
onoty
Tsipelina hafa
9
onorana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12