|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 onony
Fototeny  2onona
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fetra, antonony: Mahalala onony.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5fit, suitable.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6convenable, de taille moyenne, d'un bon naturel; modération, tempérance: Mahalala onony io lehilahy io (C'est un homme modéré, tempérant). [1.3]
Ohatra  7 Fa hitadiavako ny onony hahalalany ny sitrapon'ialahy. [2.298#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9 onony
Fototeny  10onona
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ononina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  12 nonoy, 13 onony

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09