|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 onerana |
| Fototeny | 2onitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Averina, soloana zavatra mitovy amin' ny an' olona nangalarina, na nosimbana, na nariana: Tsy maintsy honeranao ny bokiko narianao.
5Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin' ny ondriko. 6Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana. 7Avotana, averina amin' ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be restored, to be repaid, to be made good, to be remunerated..
[1.2] 9to be replaced, to be made good. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10qu'on remplace, qu'on dédommage.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 anareno, 17 anerano, 18 anorena, 19 onerana, 20 orenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|