|
|
|
|

Teny iditra1 ompiompy
Fototeny  2ompy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4duplicatif diminutif. [1.3]
Ohatra  5 Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12