|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ombilahindrano
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny. [2.113#]
Voambolana  4 Haibiby: mampinono

Teny iditra (2/2)5 ombilahindrano
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny frantsay  7Dombeya sp.
8(Malvaceae) ; plusieurs dombeya sont appelés ombilahiala.
9L'espèce qui nous occupe est distinguée parce qu'on la trouve surtout au bord des eaux.. [Betsimisaraka Atsimo, Taisaka] [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13