|
|
|
|

Teny iditra1 ombieniombieny
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3jereo ombieny ombieny. [2.606, 2.285]
Ohatra  4 Ambin-tsakafo tsy lany raha misy no mba atsipy ho azy ireny ombieniombieny. [2.606#55]
5 Hanao fary mitety remy : Hitatitra ombieniombieny resaka izay tsy dia tokony hanaovana loatra izany. [2.285#]

Fivaditsoratra  6 ombieniombieny, 7 ombieny ombieny, 8 omby eny omby eny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12