|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 omanina |
| Fototeny | 2omana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be decorated, to be made ready..
[1.2] 6to be prepared. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on prépare.
[1.3, 1.8] 8qu'on orne. [1.3] |
| Ohatra |
9 Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso.
[2.643#84]
10 Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 anomany, 16 inomana, 17 mañaoñy, 18 manoina, 19 miañona, 20 miñaoña, 21 mionana, 22 monaina, 23 omanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|