|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olon-kendry |
| Singan-teny | 2olona, 3hendry |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra.
[2.293#]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|