|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olon-dratsy |
| Singan-teny | 2olona, 3ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ireo olona tsy menatra, tsy mitana ny marina ary mety hahafaty ny aina, toy ny mpamosavy, mpangalatra...
6Ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7sujet méchant.
[1.3] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|