|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olom-pady |
| Singan-teny | 2olona, 3fady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olona tsy azo alaina ho vady satria havana akaiky.
6olon-tsy heny. [1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|