|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 o-i-e
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Hira na antsoantsom-pifaliana ataon' ny ankizy rehefa manao harendrina amin' ny Fandroana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a sound made in shouting at something, or when a thief, etc.
5is being chased.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [oy e] 6cris d'allégresse poussé par les enfants durant l'illumination du fandroana. [1.3]
Voambolana  7 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2)8 oie    
Sokajin-teny  9 anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  10vorombe, gisa.
11(figuré) olona ketrina, olona tonendrina, olona mitandrantandrana, bakakan'olona. [1.4]
12gisa, vorombe. [1.5]
Sary 

Fivaditsoratra  13 eio, 14 o-i-e

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12