|
|
|
|

Teny iditra1 oharina
Fototeny  2ohatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako.
5Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be measured, to be compared.. [1.2]
7to be compared. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on mesure, que l'on compare. [1.3]
9qu'on compare. [1.8]
Ohatra  10 raha oharina amin' Ikopa! [2.270#74]
11 Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66]
12 koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17 aharony, 18 ahorina, 19 aniraho, 20 anohary, 21 anorahy, 22 arahony, 23 aronahy, 24 haorina, 25 hariaño, 26 haroina, 27 hoarina, 28 iharano, 29 oharina, 30 rihaona, 31 roahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12