|
|
|
|

Teny iditra1 oha-jaza
Singan-teny  2ohatra, 3zaza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy; tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête. [1.3]

Fivaditsoratra  8 Joahaza, 9 oha-jaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12