|
|
|
|

Teny iditra1 ny ela mahareroy
Singan-teny  2ela, 3mahareroy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy"). [1.1#183]
Ohatra  6 Fa ny ela, mahareroy. [2.245#]
Mpanahaka  7 nyelamaharayroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02