|
|
|
|

Teny iditra1 ny antsika
Singan-teny  2antsika
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4enti-milaza zavatra ananana: Betsaka ny tanána fa ny antsika no tsy afaka an-tsaiko.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Le nôtre, la nôtre, les nôtres. [1.3]

Fivaditsoratra  6 antsinika, 7 ny antsika, 8 tankisina, 9 tsikanina, 10 tsinanika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12