|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 nongo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 nongo
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a particular kind of pot used for cooking laoka.
8[swa.
9Nyungu.]. [1.2]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08